Hebrews 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanitsiana no anton’ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo toy ny zanaka; fa iza moa no zanaka tsy ahitsin’ny rainy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fampianarana ho anareo ny fikapohany; fa toy ny zanaka no itondran’Andriamanitra anareo, ka iza no zanaka tsy faizin’ny rainy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho famaizana anareo no aoka hiaretanareo fijaliana; toy ny zanaka no itondran’Andriamanitra anareo, satria iza moa no zanaka tsy faizin-drainy?
Malagasy Bible 1865
Famaizana no anton'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanitsiana no anton’ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo toy ny zanaka; fa iza moa no zanaka tsy ahitsin’ny rainy?
malagasy
Famaizana no anton'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?