Hebrews 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy ahitsy tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo dia zazasary fa tsy zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy faizina toy ny zanaka rehetra ianareo, dia tsy mba zanaka fa zaza sary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy faizina tahaka ny atao amin’ny zanaka rehetra ianareo, dia tsy tena zanaka fa zazasary.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy ahitsy tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo dia zazasary fa tsy zanaka.
malagasy
Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.