Hebrews 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isika koa dia nanana ny raintsika ara-nofo ho mpanitsy antsika, ary nanaja azy isika; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain’ny fanahy ka ho velona isika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na ny raintsika ara-batana aza nohajaintsika na dia nikapoka antsika aza; vao mainka ny Raintsika ara-panahy no tsy maintsy ekentsika mba ho velona isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana ny raintsika eto an-tany isika, ary nampihatra famaizana tamintsika izy ka izany no anajantsika azy; fa vao mainka tokony hanaiky ilay Raintsika any an-danitra isika mba ho velona.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isika koa dia nanana ny raintsika ara-nofo ho mpanitsy antsika, ary nanaja azy isika; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain’ny fanahy ka ho velona isika?
malagasy
Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika?