Hebrews 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahareta amin’ny fitiavana toy ny mpiray tam-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifankatiava hatrany toy ny mpiray tampo ao amin’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
malagasy
[Anatra sy fanaovam-beloma] Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.