Hebrews 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isika manana alitara izay tsy ananan’ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana ôtely tsy azon’ny mpivavaka ao an-tranolay ihinanana isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpanaraka fanompoam-pivavahana ao amin’ny toeram-pivavahana jiosy dia tsy mahazo mihinana amin’izay sorona atao eo amin’ny alitarantsika.
Malagasy Bible 1865
Isika manana alitara, izay tsy ananan'ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isika manana alitara izay tsy ananan’ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
malagasy
Isika manana alitara, izay tsy ananan'ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.