Hebrews 13:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, Jesosy koa dia niaritra teny ivelan’ny vavahady mba hahamasina ny olona amin’ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary toy izany koa ny nijalian’i Jesoa tany ivelan’ny vavahady, mba hanamasinany ny olona amin’ny Rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa no anton’ny nahafatesan’i Jesoa tany ivelan’ny tanàna, mba hanadio ny vahoaka amin’ny ra nafoiny.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan'ny vavahady mba hahamasina ny olona amin'ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, Jesosy koa dia niaritra teny ivelan’ny vavahady mba hahamasina ny olona amin’ny rany.
malagasy
Ary amin'izany Jesosy koa dia niaritra teny ivelan'ny vavahady mba hahamasina ny olona amin'ny ràny.