Hebrews 13:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy manana tanàna maharitra isika etỳ fa mitady ny ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fonena-mandalo no antsika etỳ an-tany, fa mitady ny ho avy isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy manana tanàna maharitra eto an-tany isika; fa ilay tanàna ho avy no katsahintsika.
Malagasy Bible 1865
Fa etỳ isika tsy manana tanàna maharitra, fa mitady ny ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy manana tanàna maharitra isika etỳ fa mitady ny ho avy.
malagasy
Fa etỳ isika tsy manana tanàna maharitra, fa mitady ny ho avy.