Hebrews 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka isika hanolotra mandrakariva ny fanati-piderana ho an’Andriamanitra amin’ny alalany, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry isika hanolotra fanati-piderana ho an’Andriamanitra amin’ny alalany mandrakariva; izany hoe, ny vokatry ny molotra mankalaza Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’ny alalan’i Jesoa aoka hatolotsika ho sorona ho an’Andriamanitra mandrakariva ny fideràntsika Azy, dia fiderana ventesin’ny molotr’ireo olona miaiky an’Andriamanitra ho Tompo.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany ho an'Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka isika hanolotra mandrakariva ny fanati-piderana ho an’Andriamanitra amin’ny alalany, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.
malagasy
Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany ho an'Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.