Hebrews 13:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aza manadino hanao soa sy hiantra fa fanatitra toy izany no sitrak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aza manadino ny fanaovan-tsoa sy ny fiantrana, fa ny fanatitra toy ireny no ankasitrahin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza hadinoina ny fanaovan-tsoa sy ny fifanampiana, fa sorona toy izany no sitrak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aza manadino hanao soa sy hiantra fa fanatitra toy izany no sitrak’Andriamanitra.
malagasy
Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra.