Hebrews 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivavaha ho anay; satria matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te hitondra tena tsara amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivavaha ho anay, fa te hanao tsara amin’ny zavatra rehetra izahay, ary matoky fa marina ny hitsim-ponay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha ho anay; satria matoky izahay fa mahitsy fieritreretana, ka satrinay tokoa ny hanana fitondrantena tsara amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te-hitondra tena tsara amin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivavaha ho anay; satria matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te hitondra tena tsara amin’ny zavatra rehetra.
malagasy
Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara ka te-hitondra tena tsara amin'ny zavatra rehetra.