Hebrews 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho mba hampidina ahy haingankaingana kokoa ho atỳ aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny angatahako ny hanaovanareo izany indrindra anefa, dia ny mba hiverenako any aminareo faingampaingana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iangaviako manokana ianareo hangataka amin’Andriamanitra mba hamerenany ahy faingampaingana atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho, mba hampodina faingampaingana kokoa ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho mba hampidina ahy haingankaingana kokoa ho atỳ aminareo.
malagasy
Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho, mba hampodina faingampaingana kokoa ho aminareo.