Hebrews 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, aoka ianareo hahazaka izao teny fananarana izao; fa efa nanoratra epistily fohifohy ho anareo ihany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataka aminareo aho, ry kristianina havana, mba hankasitraka ity teny fananarana ity; fa teny fohifohy ihany no nosoratako ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka aminareo aho, ry havana; raiso tsara izany lahateny fampaherezana izany, fa teny fohifohy ihany no andefasako azy an-tsoratra aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, zakao ny teny fananarana; fa efa nanoratra epistily fohifohy ihany ho aminareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, aoka ianareo hahazaka izao teny fananarana izao; fa efa nanoratra epistily fohifohy ho anareo ihany aho.
malagasy
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, zakao ny teny fananarana; fa efa nanoratra epistily fohifohy ihany ho aminareo aho.