Hebrews 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka i Timoty rahalahintsika; koa raha tonga haingana izy dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka i Timote havantsika; ka raha tonga faingampaingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka i Timôty havantsika, koa raha tàhiny tonga faingampaingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka Timoty rahalahintsika; koa raha tàhiny handeha faingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka i Timoty rahalahintsika; koa raha tonga haingana izy dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.
malagasy
Aoka ho fantatrareo fa efa afaka Timoty rahalahintsika; koa raha tàhiny handeha faingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.