Hebrews 13:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampamangy any amin’izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masina rehetra. Izay any Italia dia manao veloma anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’ny lehibenareo rehetra, sy ny olo-masina rehetra. Manao veloma anareo koa ny havana iray finoana atỳ Italia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’izay rehetra mpitarika anareo ara-pivavahana sy any amin’ny havana rehetra iray finoana. Manao veloma anareo ny havana avy any Italia.
Malagasy Bible 1865
Manaova veloma amin'izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masina rehetra. Izay an'Italia dia manao veloma anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampamangy any amin’izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masina rehetra. Izay any Italia dia manao veloma anareo.
malagasy
Manaova veloma amin'izay rehetra mpitondra anareo sy ny olona masina rehetra. Izay an'Italia dia manao veloma anareo.Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.