Hebrews 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana! Amena!
malagasy
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.