Hebrews 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mety avilin’ny fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin’ny fahasoavana ny fo fa tsy amin’ny hanina izay tsy mahasoa akory ny mahavatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mety havilin’ny fampianarana samihafa ianareo; fa aleo mampiorina ny fo amin’ny fahasoavana, toy izay amin’ny hanina izay tsy mahasoa ny miraiki-po aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mety havilivilin’ny fampianarana samihafa tsy araka an’i Kristy ianareo; tsara manko raha ampaherezina amin’ny fahasoavan’Andriamanitra ny fonareo, fa tsy amina fitsipika momba ny hanina izay tsy mahasoa ireo mahavatra azy.
Malagasy Bible 1865
Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin'ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin'ny hanina, izay tsy mahasoa ny mahavatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mety avilin’ny fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin’ny fahasoavana ny fo fa tsy amin’ny hanina izay tsy mahasoa akory ny mahavatra azy.
malagasy
Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa ianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin'ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin'ny hanina, izay tsy mahasoa ny mahavatra azy.