Hebrews 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany dia tsy maintsy hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, tsy maintsy mikely aina hitandrina tsaratsara kokoa izay efa rentsika isika, fandrao dia voatarika hiala amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tokony hitandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao voatarika hiala amin’izany isika.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia tokony hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany dia tsy maintsy hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika.
malagasy
Ary amin'izany dia tokony hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika.