Hebrews 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha hoy Izy hoe: «Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao» (Sal 22.22).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitory ny Anaranao amin’ny havako Aho, hankalaza Anao eo afovoan’ny Eglizy Aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy Izy: «Hanambara Anao amin’ireo zandriko Aho, Andriamanitra ô; eo afovoan’ny Fiangonana no hiderako Anao.»
Malagasy Bible 1865
ka manao hoe: "Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko Aho; Eo amin'ny fiangonana no hiderako Anao" (Sal 22.22).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha hoy Izy hoe: «Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko Aho; eo amin’ny fiangonana no hiderako Anao» (Sal 22.22).
malagasy
ka manao hoe: "Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko Aho; Eo amin'ny fiangonana no hiderako Anao" (Sal 22.22). [ Gr. eklesia]