Hebrews 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa: «Raha Izaho dia hametraka fitokisana Aminy Aho». Ary izao koa: «Indreto Izaho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra Ahy.» (Isa 8.17-18)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny hoe: Izaho hatoky azy; ary ny hoe: Inty Aho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no nataony hoe: «Hatoky an’Andriamanitra Aho.» Ary koa hoe: «Indreto Aho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra Ahy.»
Malagasy Bible 1865
Ary koa: "Izaho hatoky Azy". Ary indray koa: "Indreto Izaho sy ireo zaza nomen'Andriamanitra Ahy" (Isa. 8.27,18).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa: «Raha Izaho dia hametraka fitokisana Aminy Aho». Ary izao koa: «Indreto Izaho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra Ahy.» (Isa 8.17-18)
malagasy
Ary koa: "Izaho hatoky Azy". Ary indray koa: "Indreto Izaho sy ireo zaza nomen'Andriamanitra Ahy" (Isa. 8.27,18).