Hebrews 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria manana nofo aman-dra ny zaza dia mba nandray izany koa Izy mba handringanany amin’ny fahafatesana ilay manana ny herin’ny fahafatesana, dia ny devoly,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa satria mana-nofo aman-dra ny zaza, dia mba naka izany koa Izy, handringanany amin’ny fahafatesany ilay manana ny fanjakan’ny fahafatesana, dia ny devoly,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria moa olombelona nofo aman-dra ireo zaza, dia tonga olombelona tahaka azy koa i Jesoa. Izany no nataony, dia ny mba handalovany amin’ny fahafatesana ka hahatonga ilay mitana ny herin’ny fahafatesana, izany hoe ny devoly, tsy hahavita na inona na inona intsony
Malagasy Bible 1865
Koa satria manana nofo aman-drà ny zaza, dia mba nandray izany koa Izy, mba handringanany amin'ny fahafatesana ilay manana ny herin'ny fahafatesana, dia ny devoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria manana nofo aman-dra ny zaza dia mba nandray izany koa Izy mba handringanany amin’ny fahafatesana ilay manana ny herin’ny fahafatesana, dia ny devoly,
malagasy
Koa satria manana nofo aman-drà ny zaza, dia mba nandray izany koa Izy, mba handringanany amin'ny fahafatesana ilay manana ny herin'ny fahafatesana, dia ny devoly,