Hebrews 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin’ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy hanafahany an’izay rehetra niharan’ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa ny mba hanafahany an’izay rehetra voagejan’ny tahotra ny fahafatesana ka nandevozina nandritra ny androm-piainany manontolo.
Malagasy Bible 1865
ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin'ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin’ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
malagasy
ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin'ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.