Hebrews 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hita marina fa tsy anjely fa ny taranak’i Abrahama no vonjeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na aiza na aiza tsy mba Anjely no vonjeny, fa ny taranak’i Abrahama no vonjeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miharihary tokoa fa tsy anjely velively no vonjen’i Jesoa, fa ireo taranak’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Fa hita marina fa tsy anjely no vonjeny, fa ny taranak'i Abrahama no vonjeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hita marina fa tsy anjely fa ny taranak’i Abrahama no vonjeny.
malagasy
Fa hita marina fa tsy anjely no vonjeny, fa ny taranak'i Abrahama no vonjeny.