Hebrews 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa satria nalaim-panahy tamin’ny fahoriana noentiny ny tenany dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa noho ny Tenany nalaim-panahy sy nijaly indrindra no ahavonjeny izay alaim-panahy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa noho ny tenan’io Mpisorombe io niaritra fijaliana sy nalaim-panahy, dia mahavonjy izay rehetra alaim-panahy koa Izy.
Malagasy Bible 1865
Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin'ny fahoriana nentiny, dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa satria nalaim-panahy tamin’ny fahoriana noentiny ny tenany dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy.
malagasy
Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin'ny fahoriana nentiny, dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy. [ Na: satria nijaly ny tenany, raha nalaim-panahy izy]