Hebrews 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny tokoa, tsy mba Anjely no nametrahan’Andriamanitra eo ambaniny izao fiainan-ko avy lazainay izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy teo ambany fahefàn’ anjely tsy akory no nametrahan’Andriamanitra izao fiainan-ko avy lazainay izao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
malagasy
Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.