Hebrews 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy iray nanambara eo amin’ny teny iray hoe: «Inona ny olona no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’olombelona no amangianao azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’ny andininy anankiray any ho any misy koa filazana manao hoe: Inona moa ny olombelona no ahatsiarovanao azy; ary izay zanak’olombelona no amangianao Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ao amin’ny Soratra Masina ao, dia misy manambara manao hoe: «Inona moa izay olombelona, Andriamanitra ô, no mba tsarovanao? Inona moa izay zanak’olombelona no mba ahînao?
Malagasy Bible 1865
Fa ny anankiray nanambara eo amin'ny teny iray hoe: "Inona ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy iray nanambara eo amin’ny teny iray hoe: «Inona ny olona no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’olombelona no amangianao azy?
malagasy
Fa ny anankiray nanambara eo amin'ny teny iray hoe: "Inona ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?