Hebrews 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao ambany vetivety noho ny Anjely Izy; dia nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana ary napetrakao ambonin’ny asan-tananao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonao ambany noho ny anjely nandritra ny fotoana fohifohy izy; dia nosatrohanao voninahitra sy haja;
Malagasy Bible 1865
Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy;
malagasy
Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao; [ Na: vetivety]