Hebrews 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tezitra tamin’izany taranaka izany Aho ka niteny hoe: Ireo dia maniasia amin’ny fony mandrakariva ka tsy nahalala ny lalako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra tamin’izany taranaka izany Aho ka nanao hoe: Maniasia amin’ny fony mandrakariva ireo, ka tsy nahalala ny diako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nandritra ny efapolo taona. Izany no nahatezitra Ahy tamin’ireo olona ireo, ka hoy Aho hoe: ‹Maniasia lalandava ny fisainany; tsy nahafantatra ny lalako ireo.›
Malagasy Bible 1865
Koa tezitra tamin'izany taranaka izany Aho Ka nanao hoe: Ireo dia maniasia amin'ny fony mandrakariva Ka tsy nahalala ny lalako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tezitra tamin’izany taranaka izany Aho ka niteny hoe: Ireo dia maniasia amin’ny fony mandrakariva ka tsy nahalala ny lalako.
malagasy
Koa tezitra tamin'izany taranaka izany Aho Ka nanao hoe: Ireo dia maniasia amin'ny fony mandrakariva Ka tsy nahalala ny lalako;