Hebrews 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nianianako tamin’ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy» (Sal 95.7-11).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa nianiana noho ny hatezerako Aho fa tsy hiditra amin’ny fialan-tsasatro izy ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra Aho ka nianiana hoe: Tsy hiditra mihitsy ao amin’ny toeram-pitsaharana nomaniko ireo!»
Malagasy Bible 1865
Ary araka izany no nianianako tamin'ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95.7-11).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nianianako tamin’ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy» (Sal 95.7-11).
malagasy
Ary araka izany no nianianako tamin'ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95.7-11).