Hebrews 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mifananara isanandro raha mbola atao hoe Anio, fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan’ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mifamporisiha isan’andro, dieny mbola misy izay atao hoe «anio,» mba tsy hisy hihamafy fo aminareo, noho ny famitahan’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aoka ianareo hifampirisika isan’andro, dieny mbola misy ny hoe «anio» lazain’ny Soratra Masina, mba tsy hisy ho voafitaky ny fahotana ianareo ka ho tonga mafy fo.
Malagasy Bible 1865
fa mifananara isan'andro, raha mbola atao hoe "Anio"; fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mifananara isanandro raha mbola atao hoe Anio, fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan’ny ota.
malagasy
fa mifananara isan'andro, raha mbola atao hoe "Anio"; fandrao hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny famitahan'ny ota.