Hebrews 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa tonga mpiombona amin’i Kristy isika raha mihazona mafy ny fiandohan’ny fahatokiantsika hatramin’ny farany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa tonga mpiombona amin’i Kristy isika, raha tanantsika mafy hatramin’ny farany ny fahatokiantsika voalohany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa tonga mpiombon-tsoa amin’i Kristy isika, raha tanantsika mafy hatramin’ny farany ny toky izay nananantsika hatrany am-boalohany.
Malagasy Bible 1865
Fa efa tonga mpiombona amin'i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan'ny fahatokiantsika hatramin'ny farany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa tonga mpiombona amin’i Kristy* isika raha mihazona mafy ny fiandohan’ny fahatokiantsika hatramin’ny farany;
malagasy
Fa efa tonga mpiombona amin'i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan'ny fahatokiantsika hatramin'ny farany;