Hebrews 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha lazaina hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo, dia aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana» (Sal 95.7-8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ilay lazaina hoe: Anio raha mandre ny feony ianareo, aza manamafy ny fonareo, tahaka ny tamin’ny fahasosorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Soratra Masina: «Anio, raha renareo ny feon’Andriamanitra, dia aza hamafisina ny fonareo, tahaka ny tamin’ny niodinan’ny razanareo tamin’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo, Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin'ny fahasosorana." (Sal. 95 7, 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha lazaina hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo, dia aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana» (Sal 95.7-8).
malagasy
raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo, Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin'ny fahasosorana." (Sal. 95 7, 8).