Hebrews 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza moa no nahatezitra Azy rehefa nandre? Tsy izay rehetra noentin’i Mosesy niala tany Ejipta va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza moa ireny nahasosotra Azy nony efa nandre ny feony? Moa tsy ireo rehetra nentin’i Môizy niala tany Ejipta va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa ireo nandre ny feon’Andriamanitra nefa niodina taminy? Ireo rehetra nentin’i Mosesy niala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Fa iza moa no nahatezitra Azy, rehefa nandre? Tsy izay rehetra nentin'i Mosesy niala tany Egypta va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza moa no nahatezitra Azy rehefa nandre? Tsy izay rehetra noentin’i Mosesy niala tany Ejipta va?
malagasy
Fa iza moa no nahatezitra Azy, rehefa nandre? Tsy izay rehetra nentin'i Mosesy niala tany Egypta va?