Hebrews 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza no nahatezitra Azy efapolo taona? Tsy izay nanota va, dia ireo niampatrampatra tany an-tany efitra ny fatiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nahatezitra Azy, nandritra ny efapolo taona? Moa tsy ry zareo nanota va, ka niampatrampatra tany an’efitra ny fatiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary iza no nahatezitra an’Andriamanitra nandritra ny efapolo taona? Ireo nanota ka niampatrampatra tany an-taniefitra ny fatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary iza no nahatezitra Azy efa-polo taona? Tsy izay nanota va, ka dia niampatrampatra tany an-efitra ny fatiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza no nahatezitra Azy efapolo taona? Tsy izay nanota va, dia ireo niampatrampatra tany an-tany efitra ny fatiny?
malagasy
Ary iza no nahatezitra Azy efa-polo taona? Tsy izay nanota va, ka dia niampatrampatra tany an-efitra ny fatiny?