Hebrews 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ny fialàny sasatra, afa-tsy ry zareo tsy nanaiky?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nianiana Andriamanitra nanao hoe: «Tsy hiditra mihitsy ao amin’ny toeram-pitsaharana nomaniko ireo», iza moa no lazainy? Ireo tsy nanaiky.
Malagasy Bible 1865
Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin'ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?
malagasy
Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin'ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsi-finoany.