Hebrews 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsy finoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra tokoa izy ireo noho ny tsy finoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia hitantsika fa tsy tafiditra ireo satria tsy nino.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsi-finoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsy finoany.
malagasy
Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsi-finoany.