Hebrews 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mahatoky eo anatrehan’ny nanendry Azy, tahaka an’i Mosesy koa tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nahatoky an’Ilay nanendry Azy, tahaka an’i Môizy tao amin’ny tranony rehetra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa dia nahatoky an’Andriamanitra teo amin’ny andraikitra nanendreny Azy, nahatoky tahaka an’i Mosesy izay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo izy.»
Malagasy Bible 1865
Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an'i Mosesy koa tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mahatoky eo anatrehan’ny nanendry Azy, tahaka an’i Mosesy koa tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo.
malagasy
Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an'i Mosesy koa tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra. [Izahao Nom. 12. 7]