Hebrews 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny trano rehetra dia amboarin’ny olona, fa Andriamanitra kosa no nanamboatra ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny trano rehetra manko dia nisy mpanao azy, fa Andriamanitra kosa no nanao ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa Izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra.
malagasy
Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa Izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra.