Hebrews 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, mba ho vavolombelona hanambara izay zavatra mbola holazaina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Môizy dia nahatoky tao amin’ny tranony rehetra toy ny mpanompo fotsiny, mba hanambara ny zavatra tsy maintsy holazaina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Mosesy dia nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, araka ny maha mpanompo azy, ka natao hanambara ny zavatra izay holazain’Andriamanitra amin’ny ho avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo, mba ho vavolombelona hanambara izay zavatra mbola holazaina;
malagasy
Ary Mosesy dia mpanompo nahatoky tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra, ho fanambarana izay zavatra mbola holazaina;