Hebrews 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Kristy kosa dia Zanaka mifehy ny tranon’Andriamanitra; ary isika no tranony raha hazonintsika mafy hatramin’ny farany ny fahatokiana sy firavoravoana ateraky ny fanantenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Kristy kosa dia toy ny Zanaka manapaka ny tranon’ny tenany, ary isika no tranony, raha tanantsika mafy hatramin’ny farany ny fahasahiana sy ny hafaliana masina vokatry ny fanantenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Kristy kosa dia nahatoky araka ny maha Zanaka Azy, ka mifehy ny tranon’Andriamanitra; ary dia isika izany tranon’Andriamanitra izany, raha mitana ny fahasahiana sy ny fanantenana ireharehantsika.
Malagasy Bible 1865
fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon'Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Kristy* kosa dia Zanaka mifehy ny tranon’Andriamanitra; ary isika no tranony raha hazonintsika mafy hatramin’ny farany ny fahatokiana sy firavoravoana ateraky ny fanantenana.
malagasy
fa Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon'Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana.