Hebrews 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa araka izay lazain’ny Fanahy Masina hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, araka ny tenin’ny Fanahy Masina hoe: Anio raha mandre ny feony ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, araka izay lazain’ny Fanahy Masina hoe: «Anio, raha renareo ny feon’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Koa araka izay lazain'ny Fanahy Masina hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa araka izay lazain’ny Fanahy Masina hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo
malagasy
Koa araka izay lazain'ny Fanahy Masina hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo,