Hebrews 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana, tamin’ny andron’ny fakam-panahy tany an-tany efitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana tamin’ny andron’ny fakam-panahy tany an’efitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aza hamafisina ny fonareo, tahaka ny tamin’ny andro niodinan’ny razanareo tamin’Andriamanitra, tahaka ny tamin’ny andro nakana fanahy Azy tany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin'ny fahasosorana, tamin'ny andro fakam-panahy tany an-efitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin’ny fahasosorana, tamin’ny andron’ny fakam-panahy tany an-tany efitra,
malagasy
Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tamin'ny fahasosorana, tamin'ny andro fakam-panahy tany an-efitra,