Hebrews 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy tamin’ny nizahany toetra Ahy, nefa dia nahita ny asako efapolo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy, sy nizahany toetra Ahy, nefa anie efa nahita ny asako nandritra ny efapolo taona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany no nakan’ny razanareo fanahy Ahy sy nizahany toetra Ahy, hoy Andriamanitra, na dia efa hitany aza ny asa vitako
Malagasy Bible 1865
Izay nakan'ny razanareo fanahy Ahy tamin'ny nizahany toetra Ahy, Ary nahita ny asako efa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nakan’ny razanareo fanahy Ahy tamin’ny nizahany toetra Ahy, nefa dia nahita ny asako efapolo taona izy.
malagasy
Izay nakan'ny razanareo fanahy Ahy tamin'ny nizahany toetra Ahy, Ary nahita ny asako efa-polo taona izy.