Hebrews 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin’ny fitsaharany aza isika dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka hatahotra isika, dieny mbola manana ny teny fampanantenana, fa hiditra amin’ny fialàny sasatra, mba tsy hisy tsy hahatratra izany aminareo na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola namelan’Andriamanitra fampanantenana isika fa hiditra ao amin’ny toeram-pitsaharana voaomany ho antsika; koa mitandrema isika mba tsy hisy aminareo tsy ho tody amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin’ny fitsaharany aza isika dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
malagasy
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.