Hebrews 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay niditra tao amin’ny fitsaharany dia izy koa no nitsahatra tamin’ny asany, tahaka an’Andriamanitra tamin’ny Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay miditra amin’ny fialan-tsasatr’Andriamanitra, dia tsy maintsy mitsahatra amin’ny asany, tahaka an’Andriamanitra tamin’ny Azy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay tafiditra ao amin’ny fitsaharana voaoman’Andriamanitra, dia mitsahatra amin’ny asany tahaka ny nitsaharan’Andriamanitra tamin’ny Azy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay niditra tao amin’ny fitsaharany dia izy koa no nitsahatra tamin’ny asany, tahaka an’Andriamanitra tamin’ny Azy.
malagasy
Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy. [ Na: izy]