Hebrews 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka isika hazoto hiditra amin’izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona ho latsaka amin’ny tsy finoana tahaka izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka isika hazoto miditra amin’izany fialan-tsasatra izany, mba tsy hisy ho latsaka amin’ny tsy finoana tahaka ireny koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka isika hazoto hiditra ao amin’izany fitsaharana izany, mba tsy hisy amintsika ho voan’ny tsy fanekena tahaka an-dry zareo tany an-taniefitra fahiny.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka isika hazoto hiditra amin'izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin'ny tsi-finoana tahaka izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka isika hazoto hiditra amin’izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona ho latsaka amin’ny tsy finoana tahaka izany koa.
malagasy
Koa aoka isika hazoto hiditra amin'izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin'ny tsi-finoana tahaka izany koa.