Hebrews 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izao teny manaraka izao koa: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary eto indray, hoy izy: Tsy hiditra amin’ny fialan-tsasatro izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary eto indray dia ny hoe: «Tsy hiditra mihitsy ao amin’ny toeram-pitsaharana nomaniko ireo.»
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izao koa: "Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95. 11).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izao teny manaraka izao koa: Tsy hiditra amin’ny fitsaharako mihitsy izy!
malagasy
Ary amin'izao koa: "Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95. 11].