Hebrews 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana Filazantsara tamin’ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsy finoany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho ny sasany dia mbola mahazo miditra ao, fa ireo nitoriana voalohany no tsy tafiditra noho ny tsy finoany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ireo voalohany nandre ny Vaovao Mahafaly dia tsy tafiditra tao amin’izany toeram-pitsaharana izany, satria tsy nanaiky; fa mbola mahazo miditra ihany ny sasany.
Malagasy Bible 1865
Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana filazantsara tamin'ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsi-finoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana Filazantsara tamin’ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsy finoany,
malagasy
Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana filazantsara tamin'ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsi-finoana,