Hebrews 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mametra andro iray indray Izy, na dia efa ela taorianan’izany aza, milaza amin’ny alalan’i Davida hoe: Anio, araka ny voalaza teo hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo, dia aza manamafy ny fonareo» (Sal 95.7-8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mametra andro iray indray Izy izay nantsoiny hoe «anio», fa hoy Izy hoe ao amin’i Davida tatỳ aoriana ela be, araka ny voalaza teo: Anio raha mandre ny feony ianareo, aza manamafy ny fonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nametra andro anankiray indray Andriamanitra, andro anankiray antsoiny hoe «anio». Izany kosa dia nolazainy tatỳ aoriana elabe, tamin’ny alalan’i Davida, ao amin’ny andinin-tSoratra Masina voatonona teo hoe: «Anio, raha renareo ny feon’Andriamanitra dia aza hamafisina ny fonareo.»
Malagasy Bible 1865
dia mametra andro anankiray indray Izy, na dia efa ela toy izany aza, milaza ao amin'i Davida hoe: "Anio", araka ny voalaza teo hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo Aza manamafy ny fonareo" (Sal. 95.7, 8)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mametra andro iray indray Izy, na dia efa ela taorianan’izany aza, milaza amin’ny alalan’i Davida hoe: Anio, araka ny voalaza teo hoe: «Anio, raha mandre ny feony ianareo, dia aza manamafy ny fonareo» (Sal 95.7-8).
malagasy