Hebrews 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha i Josoa no nanome azy fitsaharana dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorianan’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tahiny efa nomen’i Jôsoe izany fialan-tsasatra izany, dia tsy ho nilaza andro hafa intsony i Davida tatỳ aorian’izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny efa vitan’i Josoa ny fanomezana fitsaharana ny vahoaka, dia tsy ho nilaza andro hafa indray Andriamanitra tatỳ aoriana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha i Josoa no nanome azy fitsaharana dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorianan’izany.
malagasy
Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian'izany.