Hebrews 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia mbola misy Sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia mbola misy andro fialan-tsasatra àry ho an’ny vahoakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia mbola misy fitsaharana ho an’ny vahoakan’Andriamanitra, amin’ny andro fahafito.
Malagasy Bible 1865
Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia mbola misy Sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra.
malagasy
Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra.